Andriambilany-Ambatolampy: Tovovavy miisa enina voan'ny ambalavelona

  • vendredi, 09 novembre 2018 15:06

Nampikoropaka ny mpiara-monina ity trangan'aretina hafahafa ity. Nisy avy hatrany ny fandraisana an-tanana azy ireo.

Mandeha ihany koa ny fanadinana ny nihavian'io aretina ambalavelona nahavoa azy enim-bavy io.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.