Fitsapankevi-bahoaka: Nofoanana ny didim-panjakana miantso ny mpifidy

  • samedi, 04 mai 2019 12:48
  • Britto

Nofoanana nandritra ny filankevitry ny minisitra omaly ny didim-panjakana laharana faha-2019-790 tamin’ny 19 aprily 2019 miantso ny mpifidy handray anjara amin’ny fitsapankevi-bahoaka entina manova ny andininy sasantsasany amin’ny Lalampanorenan’ny Repoblika fahaefatra sy ny didim-panjakana laharana faha 2049-791 tamin’ny 19 aprily 2019 mamaritra ny rijan-teny nentina nanova ny Lalampanorenana sy ny rijam-panontaniana hapetraka amin’ny mpifidy amin’ny fitsapankevi-bahoaka ny 27 mey 2019.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.