OMNIS: Voatendry ho filohan'ny Filankevi-pitantanana i Delmotte Stéphanie

  • samedi, 04 mai 2019 11:06
  • Britto
  • Sary nindramina

Talen'ny kabinetran'ny Fiadidiana ny Repoblika, amperinasa, i Delmotte Stéphanie, izy no notendrena ho filohan'ny Filankevi-pitantanan'ny OMNIS (Office des Mines Nationales et des Industries Stratégiques) izao.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.