Fifidianana depiote: Mifamadika ny laharan'ny kandida amin’ny “spécimen” tonga aty Manja

  • samedi, 04 mai 2019 10:52
  • Britto
  • Sary nomena

Tsy mifanaraka amin’ny laharana tamin’ny antsapaka ny zavatra voarakitra amin’ny biletà tokana “spécimen” nozaraina amin’ireo kandida solombavambahoaka ato amin’ny Distrikan’i Manja.

Efatra ny kandida ato Manja, nifamadika ny filaharana satria lasa laharana 1 ny tokony ho 4.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.