BNGRC: Kolonely ELACK Olivier Andriakaja no voatendry ho « Secrétaire Exécutif »

  • jeudi, 28 mars 2019 11:41
  • Britto

Efa Tale tao amin’ny BNGRC i Kolonely ELACK Olivier Andriakaja tamin’ny andron’ny tetezamita. Izy izany no mandimby an’i Venty Thierry amin’io toeran’ny Sekretera mpanatanteraka io.

Rafitra eo ambany fiahian’ny ministeran’ny Atitany ny BNGRC, na birao nasionaly misahana ny loza voajanahary.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.