Antananarivo Renivohitra: Mbola tsy misy vokatra avy amin'ny CENI roa andro ato aoriana

  • vendredi, 09 novembre 2018 09:25
  • Tigre

Mampametram-panontaniana ny maro ny zava-misy ao amin'ny CENI, 2 andro ato aorian'ny nahavitan'ny fifidianana, dia mbola tsy misy vokatra aroson'ny CENI momba an'Antananarivo Renivohitra.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.