Mahajanga: Hiazo an'i renivohitr'andrefana ny Kandida Marc Ravalomanana

  • vendredi, 09 novembre 2018 08:17
  • Britto

Hanainga io maraina io, miaraka amin'ny angidimby ny Kandida Marc Ravalomanana.

Raha ny vinavina dia hiatrika ny fandevenana an'i Mgr Victor Rakotondrajao anio zoma 09 novambra.

Hatory any Antsanitia, ary tsy hiverina Antananarivo raha tsy rahampitso sabotsy.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.