Fifidianana: Mety hisy fahatarana ny famoaham-bokatra

  • vendredi, 09 novembre 2018 06:48
  • Tigre

Ny fitarazohan'ny fiakaran'ny vokatra tonga eny anivon'ny CENI no nambaran'ny filohan'ity vaomieram-pirenena misahana ny fifidianana, Rakotomanana Hery, fa mety hitarika ny fihemoran'ny famoahan'ny CENI voka-pifidianana vonjimaika, tsy araka ny tetiandro novinavinaina hoe alohan'ny 20 novambra 2018.

 
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.