Fifidianana: Mitarika ny 13 arahin'ny 25 akaiky

  • jeudi, 08 novembre 2018 09:34
  • Tigre

Amin'ny vokatra rehetra voaray hatreto dia mitarika ny 13 ary manaraka azy akaiky eo 25.

Tsy hita tabilao 12 sy ireo hafa rehetra.
Atreto dia tsy mbola misy mahazo ny antsasa-manila na ny 50%.

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.