Amparafaravola: Notaterina tamin'ny fiaran'ny BNGRC ny mpanotrona ny propagadin'ny kandida Hery Rajaonarimampianina

  • mercredi, 10 octobre 2018 09:05
  • Britto
  • Sary Gasypatriote Amparafaravola

Hagagana ny an'ny rehetra nahita izany, ary be no nametra-panontaniana hoe : ara-dalana ve izao?

Teo amin'ny kianjabe Antsahavola Amparafaravola no nanaovan'ny kandida n12 Hery Rajaonarimampianina fampielezan-kevitra omaly talata 9 Oktobra.

 

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.