Ntsay Christian: “Tsy maintsy hotanterahina ny fifidianana”

  • jeudi, 06 septembre 2018 12:10
  • Britto

Nandritra ny famoriany ireo tomponandraikitry ny fandriampahalemana sy filaminana no nanamafisan’ny praiminisitra lehiben’ny governemanta omaly teny Mahazoarivo fa tsy maintsy hotanterahina ny fifidianana. Noresahina ihany koa ny filaminana mandritra ny fotoam-pifidianana.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.