Fifidianana ho Filoham-pirenena: 10 hatreto ireo kandida nametraka dosie teny amin’ny HCC

  • mardi, 14 août 2018 21:11
  • Britto

Ratsietison Jean-Jacques Jedidia (Fahefa-Mividy no Ilain’ny Malagasy (FMI-MA)) no kandida faha-10 tonga nametraka ny antotan-taratasy firotsahan-kofidiana amin’ny fifidianana ho filoham-pirenena hotanterahina ny 7 novambra 2018. Androany tolakandro izy no tonga teny amin’ny Fitsarana avo momba ny Lalampanorenana (HCC) Ambohidahy-Antananarivo nametraka izany.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.