10 Aogositra: 27 taona lasa ny « Diaben’ny fahafahana »

  • vendredi, 10 août 2018 09:07
  • Britto
  • Sary Net

Tifitra variraraka no nasetrin’ny mpiambina ny filoha Didier Ratsiraka ireo vahoaka maro nanao « Diaben’ny fahafahana » ny 10 aogositra 1991, niazo an’i Mavoloha. Maro no namoy ny ainy.

Tsy misy hetsika manokana atokan’ny Fanjakana hahatsiarovana ireo lavo tamin’izany.

 

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.