Fanirisoa Erinaivo: Nametra-pialana tsy ho filohan’ny Sendikan’ny Mpitsara eto Madagasikara

  • jeudi, 09 août 2018 15:29
  • Britto
  • Sary FB

Noho izy nirotsaka hofidiana filoham-pirenena no nambarany fa anton’izao fametraham-pialany izao ho fanajana ny fisaraham-pahefana.

Ny alarobia 8 aogositra 2018 no nametraka ny antontan-taratasy fametrahan-kofidiany teny amin’ny Fitsarana Avo momba ny Lalampanorenana i Fanirisoa Erinaivo.

 

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.