Fanadinam-panjakana: Nanamafy ny tsy fihemorany ny mpitondra fanjakana

  • mercredi, 08 août 2018 17:00
  • Britto

Nanamarika ny fitsidiham-paritra nataon'ny solontenan'ny Ministeran'ny Fanabeazam-pirenena teto Vakinankaratra, ny fanambarana sy fampahafantarana ny besinimaro fa tsy hihemotra ary tsy maintsy hisy ny fanadinam-panjakana.

Nanamafy izany Beatrefina Patrice raha nandalo teto Antsirabe renivohitr’i Vakinankaratra ny tenany nandritra ny fanokafana ny lalao an-tsekoly ny faran'ny herinandro teo.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.