“Plaque rouge”: Natao ho an’ny fiaram-panjakana ihany sa ny moto ihany koa ?

  • mercredi, 08 août 2018 16:58
  • Britto
  • Sary nomena

Raha ny toromarika nomen’ny praiminisitra lehiben’ny governemanta dia avadika “plaque rouge” ny laharan’ireo fiaram-panjakana rehetra, ary tamin’ny 28 jolay 2018 no fara-famadihana azy.

Mipetraka anefa eto ny fanontaniana mikasika an’ireo kodiaran-droa toy ny moto eny anivon’ny ministera sy rantsamangaikan’ny fanjakana, ary ny eny anivon’ny Faritra, toy ny Faritra Anôsy izay vao nividy moto miisa folo, satria tsy misy baiko na toromarika mazava mikasika azy ireny, ka ahiana ny fanararaotana ; ho avy rahateo ny fifidianana.

 

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.