Iran: Midoboka ny sazin'ny Amerikanina

  • lundi, 06 août 2018 17:07
  • Tigre
  • Sary nindramina LaCroix

Nanapakevitra i Donald Trump ny hamerenana ny fahirano ataon'ny Amerikaninana amin'ny Iran manomboka anio misasak'alina.

Voakasik'izany fahirano izany ny banky, ny fividianana devise dollar, ny informatique, indostria momba ny fiarakodiasy fiaramanidina, ny famatsiana solika.

Izany moa vokatry ny fifanenjanan'ny roa tonta amin'ny fifanarahana ny fampitsaharana ny fikarohana atomika, ka Iran, namoaka ireo fitaovam-piadiany, nanao fanazaran-tena an-dranomasina, Donald Trump kosa nampitandrina fa aoka tsy hiantsy ady amin'ny Amerikanina fa hifanehatra amin'ny ady mbola tsy hitan'ny Iran hatramin'ny nisiany.

 

Galerie d'images (Cliquer sur la photo)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.