Arabie Saoudite: Noroahiny nody ny ambasadera Canada

  • lundi, 06 août 2018 16:56
  • Tigre

Tsy nanaiky ny fitsabatsabahan'i Canada tamin'ny raharaha tokatranon'ny Arabie Saoudite ny mpitondra ao an-toerana, ka dia noroahiny tsy nisy atakandro ny ambasaderan'ny Canada, ary nampodiany ihany koa ny masoivohony monina any Canada.

Izany moa vokatry ny fanambarana nataon'ny minisitry ny raharaham-bahiny kanadianina nitaky ny amoahana ireo gadra noho ny fanehoan-kevitra nanakiana ny mpitondra any an-toerana momba ny zon'olombelona sy ny zon'ny vehivavy.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.