Ambanja: Miaina anaty haizina

  • mercredi, 11 juillet 2018 18:35
  • Britto

Simba avokoa ireo milina mpihary herinaratra miisa telo an'ny JIRAMA eto Ambanja. Tapaka tanteraka ny.jiro eto an-drenivohitr'i Sambirano nanomboka androany raha toa ka nisy kartie vitsy mbola nisitraka izany omaly.

Raha ny vinavinan'ny teknisianin'ny JIRAMA dia any amin'ny faran'ny herinandro any vao mety hiverina amin'ny laoniny ny famatsian-jiro eto Ambanja.

Misedra olana ireo toeram-piasana sy asa fihariana miankina amin'ny herinaratra. Ahiana ihany koa ny tsy fandriampahalemana.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.