Ambalavao Tsienimparihy: Mihamafy ny fitakian’ny mpampianatra

  • mercredi, 11 juillet 2018 14:31
  • Britto
  • Sary nomena

Nidina an-dalambe nilanja sorabaventy ireo mpampianatra mpanabe miasa amin’ny fanjakana, manamafy ny fitakiana ny amin’ny hanatsarana ny tombontsoan’izy ireo ; tolona irahana amin’ireo namany manerana ny Nosy.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.