Dr Jean Louis Robinson: Mitaky ny hamerenana ny fanisana vokam-pifidianana tamin'ny 2013

  • lundi, 09 juillet 2018 20:32
  • Britto
  • Sary Gasypatriote Ambatondrazaka

Nandritra ny fihaonan'ny mpikambana ao amin'ny antoko AVANA ao amin'ny Kaominina Ampasikely, Distrikan'Amparafaravola iadidiany, no nilazan'i Dr Jean Louis Robinson fa mitaky ny famerenana ny fanisam-bato tamin'ny fifidianana 2013 izy ireo.

Manoloana ny fivoahan'ny datim-pifidianana dia nanambara i Dr Jean Louis Robinson fa vonona hiatrika ireo fifidianana isan'ambaratonga ny antoko AVANA ; efa tapitra rahateo ny fotoam-piasan'ny filoham-pirenena ka rariny raha hirosoana ny fifidianana.

Nisy moa ny fanavaozana ireo mpitantana ny antoko eny ifotony hiatrehana izany.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.