Korea Avaratra – Etazonia: Fihaonana manan-tantara eo amin'i Kim Jong-un sy Donald Trump

  • mardi, 12 juin 2018 10:18
  • Britto
  • Sary NET

Manao dingana lehibe i Kim Jong-un sy Donald Trump. Arahina fifanaovan-tsonia fifanarahana ny fihaonana mivantana sy manan-tantara eo amin'ireo filoha roalahy, Korea Avaratra sy Amerika, ireo any Singapour.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.