Governemanta vaovao: « Efa manao ny ezaka rehetra ny Praiminisitra »

  • lundi, 11 juin 2018 11:02
  • Britto

Nambaran’ny praiminisitra Ntsay Christian, nanolotra ny mpiara-miasa ao amin’ny Primatiora, nandritra ny fanaganan-tsaina miaraka fanao isaky ny alatsinainy maraina, fa « anio ny fe-potoana farany hananganana ny governemanta araka ny fanapahan’ny Fitsarana Avo momba ny Lalampanorenana, koa mangataka amin’Andriamanitra isika mba hivohan’izany governemanta izany anio fa efa manao ny ezaka rehetra ny Praiminisitra », hoy izy.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.