Antsiranana: Mitohy ny tolon'ny mpanabe

  • samedi, 09 juin 2018 21:12
  • Britto
  • Sary Gasypatriote Antsiranana

Nafana ny Kianjan'ny 13 may (rond point stade) teto Antsiranana androany hariva.

Niarahaba ny praiminisitra Ntsay Christian ireo mpitolona ary nanao antso avo ny tsy hisian'ny HVM ao anatin'ny governemanta hitsangana eo.

Mitohy ny tolona, hoy ny mpanabe mandra-pahazoan'izy ireo ny fitakiana.

 

 

Galerie d'images (Cliquer sur la photo)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.