Ihosy: Rongony amin’ny gony maro tra-tehaky ny Polisy

  • mardi, 08 mai 2018 22:48
  • Britto
  • Sary Fb

Fiara tsy mataho-dalana miisa telo no nitondrana azy ireo no sarona nandritra ny fisavana nataon’ny mpitandro ny filaminana teto Ihosy androany tolakandro.

Ny famotorana no hamantarana ny tompony, ny toerana nihavian’ireo rongony sy ny hitondrana azy ary ny amin’ireo fiara.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.