Ambatondrazaka: Nanatevin-daharana ny Hetsiky ny fanovana ny mpianatra

  • mardi, 08 mai 2018 22:38
  • Britto
  • Sary Gasypatriote Ambatondrazaka

Mpianatra avy ao amin'ny LTP sy CEG Razaka ary LRN ireto nanatevin-daharana ny Hetsiky ny fanovana ireto androany.

Mizarazara ny hevitry ny ray aman-dreny eto an-toerana manoloana ny tranga.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.