Toamasina II: Miantso ny HCC ireo Tangalamena hisoroka ny olana hateraky ny lalam-pifidianana

  • vendredi, 13 avril 2018 21:35
  • Britto
  • Sary Gasypatriote Toamasina

Tao Valpinson, ao amin’ny tranon’ny Depiote Roilahy Jonah voafidy tao Toamasina II, no nilazan’ireo Tangalamena, notronin’ny tanora, ny faran’ny herinandro teo, fa "mitatao ny loza sy korontana" eto Madagasikara raha tsy mandray ny andraikiny ireo mpikambana ao amin’ny Fitsarana avo momba ny Lalampanorenana, ary tompon’antoka amin’ny zavatra hitranga eto izy ireo raha tafiditra ao anatin’ny kolikoly na tahaka ny zava-nisy ny taona 2001 ny hitranga eto.

(Jereo sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.