Mahajanga: Nandresy ny Ben'ny Tanàna Mokhtar Salim Andriantomanga

  • vendredi, 13 avril 2018 15:01
  • Britto
  • Sary Gasypatriote Mahajanga

Taorian'ny fifampihainoana sy ny adihevitra tao amin'ny fivoriana tsy ara-potoana, nandresy ny Ben'ny Tanàna Mokhtar Salim Andriantomanga.

Mpanolotsaina 10 tamin'ireo 19 no nanaiky ny mbola hitohizany ny fitantanana ny Tanànan'i Mahajanga, afa-po tamin'ny valim-panontaniana sy ny fanazavana mahakasika ny fitantanana ny tanàna.

Milamina ny tanàna hatreto na eo aza ny fiezahana nifandrangitra korontana.

 

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.