Ravelonarivo Jean: Nangata-tsodrano tamin’ny Mpanjaka taty Vangaindrano

  • jeudi, 12 avril 2018 19:04
  • Britto
  • Sary nindramina

Tao amin’ny Tragno be misy ireo Mpanjaka 3 Troky no nitrangan’izany omaly alarobia 11 aprily 2018. Na tsy mbola nanambara ofisialy ny firotsahan-kofidiany amin’ny fifidianana filoham-pirenena ho avy azy izy, dia voalaza fa dingana amin’ny fiomanany amin’izany izao nataon’ity praiminisitra teo aloha, Jeneraly Ravelonarivo Jean ity.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.