Morondava: Miakatra an-tanàna ny rano

  • lundi, 12 février 2018 14:38
  • Britto
  • Sary Gasypatriote Morondava

Mijojo ny orana taty Menabe tato anatin’ny efatr’andro. Vokatr’io dia niakatra teo amin’ny bazarin’Ampasy ny rano ary dobo tanteraka Antsakamirohaky Kaominina Bemanonga, sy ny tanànan’Ambalorao sy Antanavao, Fokontany Ampasy, Kaominina Morondava.

 

Galerie d'images (Cliquer sur la photo)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.