Air Madagascar: Nafindra amin'ny sidina AF sy Air Austral ny mpandeha any Paris hiazo an'Antananarivo

  • samedi, 10 février 2018 17:59
  • Tigre

Noho ny fahasimban'ny fiaramanidin'ny Air Madagascar, izay amboarina ao Johannesburg amin'izao, dia noraisin'ny Kaompania an-tanana avokoa ireo mpandeha rehetra ka nafindra amin'ny Air France sy Air Austral hiazo an'Antananarivo.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.