Fianarantsoa: Foanana ny fiavian'i Marc Ravalomanana eto an-toerana

  • jeudi, 08 février 2018 17:49
  • Britto

Nanao fanambarana ho an'ny mpikambana ao amin'ny antoko TIM eto an-toerana ny birao mitantana ny sampana eto amin'ny distrika fa tsy ho avy ny sabotsy 10 febroary ny filoha mpitarika ny antoko.

Antony lehibe tsy ahafahany mihaona sy mikorana ho fifampiarahabana fahatrarana ny taona vaovao ny fiatrehany ny olana ao an-drenivohitra.

Nambaran'izy ireo fa mijoro eto Fianarantsoa amin'izao fotoana izao ny Komity Manohana an'i Marc Ravalomanana.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.