Fanabeazam-pirenena: Nasiana fanemorana ireo datin'ny fanadinam-panjakana

  • mardi, 16 janvier 2018 12:36
  • Britto

CEPE : Talata 14 aogositra 2018

BEPC : Alatsinainy 03 - alakamisy 06 septambra 2018
CAE/EP : Talata 23 - alarobia 24 oktobra 2018
CAP/EP : Talata 20 - alarobia 21 novambra 2018

Nambaran'ny teo anivon'ny ministeran'ny fanabeazam-pirenena fa antony tsy maintsy nanaovana io fanemorana io ny fahamaroan'ny fotoana tsy nahafahana nianatra nandritra ny rivodoza sy ny fisian'ny valanaretina pesta.

Na eo aza anefa io fanemorana ny fanadinam-panjakana io dia tsy miova ny tetiandrom-pampianarana fa ny 04 aogositra ihany no manomboka ny fialan-tsasatra.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.