Ombay mitady: Hita i Nancy

  • mardi, 16 janvier 2018 10:40
  • Tigre
  • Sary nomena

Hita io maraina io Nancy na Razafindrahanta Haniriantsoa Nancy, raha notadiavina nanomboka ny sabotsy 13 janoary teo ity tovovavy 14 taona ity.

Amin'izao dia ao amin'ny polisy misahana ny zaza tsy ampy taona izy ary atao fanadihadiana. Salama tsara izy.

Mitondra ny fisaorana ho antsika rehetra ny fianakaviana nanampy tamin'izao fahitana azy izao.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.