Mahavanona-Antsiranana II: Namono olona valo ny soka-ranomasina

  • vendredi, 12 janvier 2018 21:12
  • Britto

Valo no maty ka zaza ny enina, vokatry ny fihinanana fano (tortue de mer) tao Ambavarano, Kaominina Mahavanona, Distrika Antsiranana II omaly. Misy olona enina tsaboina ao amin'ny hopitaly manara-penitra ao Antsiranana amin'izao.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.