Malaimbandy: Ravan'ny Zandary ireo mpanao kidnapping

  • vendredi, 12 janvier 2018 20:58
  • Britto
  • Sary Gasypatriote Malaimbandy

Maty voatifitra ny enina, azo sambo-belona kosa ny fito lahy kalaza amin'ny kidnapping ao Malaimbandy, Distrikan'i Mahabo noho ny ezaky ny Zandary notarihin'ny Commandant Nadezy, avy amin'ny fari-piadidian'ny Zandary na CIRGN Toliara, mitarika ny ekipa mampandry fahalemana aty Malaimbandy.

Hatolotra ny fitsarana ao Morondava rahampitso sabotsy 13 janoary izy ireo.

 

Galerie d'images (Cliquer sur la photo)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.