Directeur de cabinet Présidence: Voatendry i Eric Randrasana

  • vendredi, 12 janvier 2018 09:15
  • Tigre
  • Sary Net

Rehefa nisy ny sahotakotaka maro teo amin'ny raharaham-pirenena, dia nakisaka ho PCA n'ny Air Mad i Henry Rabary Njaka, talen'ny kabinetran'ny Filoha, ary tsy nisy nitana nandritra ny 10 volana izany toerana izany, napetraka vonjy maika teo i Herisoa Razafindrakoto, tanakavanan'ny vadin'ny Filoha, no mpikarakara ireo zanany, no sady PCA Fanalamanga, sy ao amin'ny Port Toamasina ary mpanolotsainan'ny Filoha.

Amin'izao dia notendrena i Eric Randrasana ho Talen'ny Kabinetra sivily ao amin'ny prezidensa, izy moa dia mpikambana ao ami'ny filankevim-pitantanan'ny Jirama ary mpahay toe-karena, nivoaka tao amin'ny INSCAE, izay sekoly ihany koa nahampampianatra ny Filoha tamin'izany.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.