RN7/ Andranovorivato: Ambivitra ho tapaka koa

  • jeudi, 11 janvier 2018 11:22
  • Britto
  • Sary nindramina

Nahitàna fahasimbana ny sisiny ambanin'ny tetezana ao Andranovorivato eo amin'ny PK 30 atsimon’i Fianarantsoa, manaraka ny lalam-pirenena faha-7 vokatry ny fiakaran'ny rano be loatra tamin'ny fandalovan'ny rivodoza AVA.

Miezaka mamaha ny olana amin'ny fampiasana hazo matanjaka ny olona any an-toeana saingy mampanahy be ihany ny fikirakirana izany satria tsy azo antoka. Mihamarefo anefa izany tohana vonjy maika izany ankehitriny. Mila arenina ao anatin'ny fotoana fohy io fotodrafitrasa io raha ny tomban'ireo mpitatitra mahita ifotony.

Ny fiara madinika no mandalo eo amin'izao fotoana izao.

 

Galerie d'images (Cliquer sur la photo)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.