Miandrivazo: Tsy mahafantatra izany fanadiovana faobe izany

  • mercredi, 10 janvier 2018 16:04
  • Tigre

Mitovy amin'ny fiainana andavan'andro ihany aty Miandrivazo, ny ady amin'ny asan-dahalo sy ny mpaka ankeriny no mahamay ny olona aty, fa tsy resaka pesta izany.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.