Vatomandry: Manao fitsidihana pastoraly aty ny Nonce Apostolique

  • jeudi, 07 décembre 2017 13:07
  • Britto
  • Sary Sobika Vatomandry

Manatanteraka fitsidihana pastoraly aty amin’ny Diosezin’i Toamasina, ho an’ny finoana Katolika, ny Solontenan’ny Papa Ray Masina, na Nonce Apostolique, Mgr Paolo Rocco Gualtieri hotronin'i Mgr Désiré Tsarahazana Arsevekan’i Toamasina.

Tonga eto Vatomandry hatry ny omaly izy, ary mitarika lamesa lehibe eto an-toerana izao maraina izao. Vory lanona eto ny Kristianina tonga hatramin’ny avy any Mahanoro.

 

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa