ZAP Amparihitsokatra: Tonga aty koa ny tsahon'ny vaksiny pesta

  • lundi, 13 novembre 2017 21:15
  • Britto

Nisavoritaka ny tao amin'ny EPP Marosalazana, fokontany Madiorano sy ny tao amin'ny EPP Morarano, ZAP Amparihitsokatra androany, noho ny fisian'ny resaka niely avy any amin'ny Kaominina Ambohidava, Distrika Ambatondrazaka fa misy mpanao vaksiny pesta mitety sekoly.

Saika niafara tamin'ny sakoroka ny tao amin'ny EPP Morarano rehefa saika tsy nanaiky hamoaka ny mpianatra ny tomponandraikitry ny sekoly.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa