Pesta: Misahotaka ny Ray amandrenin'ny mpianatra

  • vendredi, 10 novembre 2017 07:43
  • Tigre
  • Sary Njaka

Misahotaka ny Ray amandreny omaly alakamisy 09 novambra fa misy olona milaza ho dokotera mpanindrona mandeha 4X4 arahina EMMO ka nampisahotaka ireo mpianatra sy ny Ray aman-dreny manerana ny faritra Manarintsoa sy Andavamamba ary efa tonga eny Andoharanofotsy amin'izao fotoana izao.

Mitsoaka mirifatra mitondra ny zanany mandeha mody ireo Ray aman-dreny.
Vokany, manao fanambarana ireo tompon'ny sekoly tsy miankina fa dia mikatona ary tsy mianatra ny mpianatra manomboka rahampitso 10 novambra raha tsy milamina izao raharaha izao, ary milaza ireto farany fa dia tsy tompon'andraikitra amin'ireo zaza izay mbola alefa any ampianarana any ihany.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa