Pesta: Latsaka ao anaty sokajy faha-2 i Madagasikara

  • mercredi, 11 octobre 2017 20:54
  • Britto

Mbola firenena afaka ivezivezena i Madagasikara na eo aza ny valanaretina pesta, hoy ny solotenan'ny Sampandraharahan'ny Firenena Mikambana momba ny fahasalamana eto Madagasikara.

Ratsy ho an'i Madagasikara raha latsaka anaty sokajy faha-3 satria dia voatery hitoka-monina ity Nosy ity.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa