Ambatondrazaka: Miverina ny fahatapatapahan-jiro

  • mercredi, 11 octobre 2017 20:51
  • Britto

Androany alarobia 11 oktobra fotsiny dia efa in'efatra tapaka ny jiro teto Ambatondrazaka. Milina simba no nambaran'ny teo anivon'ny Jirama no mitarika izao fahatapatapahan-jiro izao.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa