Gadra nitsoaka: Misy 14 miriaria any anaty fiarahamonina any

  • mercredi, 11 octobre 2017 15:42
  • Britto

Nitsoaka avy ao Tsiafahy ny alin’ny sabotsy hifoha ny alahady 8 oktobra 2017 teo ny 5 ary tsy mbola misy hita, mbola miriaria any anaty fiarahamonina ihany koa ny 9 tamin’ireo 11 nitsoaka ny fonjan’Ambatondrazaka tamin’ny 24 septambra 2017.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa