Fonja: 82 amin’ny 97 no miasa manerana ny Nosy

  • mercredi, 11 octobre 2017 15:38
  • Britto

Raha 11.000 no zakan’ireo fonja misy eto Madagasikara, dia efa maherin’ny 24.000 ny isan’ny voafonja amin’izao fotoana izao, mitsinjara amin’ireo “Maison de Force”, “Maison Centrale” ary “Maison de Sûreté” ary Fonja Fanarenana (Camp pénal), ao ny efa voatsara na tsy mbola nitsara.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa