Pesta: Nandray fepetra ny DREN Matsiatra Ambony mikasika ny ZAP Alakamisy Ambohimaha

  • dimanche, 08 octobre 2017 19:41
  • Britto
  • Sary Sobika Fianarantsoa

Nanao filazana ny Foibem-paritry ny Fanabeazam-pirenena ka maka ny adidy tandrify azy manoloana ny fahenoana ny vaovao.

Nilazàna ny ray aman-dreny fa tsy mianatra ny mpianatra rehetra ao anatin’ny ZAP Alakamisy Ambohimaha manomboka ny alatsinainy 9 oktobra ka hatramin’ny 13 oktobra ho avy izao. Ka samy mandray ny andraikitra ny Talen-tsekoly tsirairay amin’ny famendrahana fanafody ny sekoly ho fiarovana izany.

 

Commentaires (102)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa