Rah-Ckiky: Efa afaka misakafo kely

  • lundi, 02 octobre 2017 21:54
  • Zakaria
  • Sary nomena

Manohy fitsaboan-tena ao amin’ny hopitalibe Toamasina ilay mpanakanto Rah-Ckiky na Razafimamy Christian taorian’ny ratra nahazo azy raha nisy nanafika tamin’ny sabatra tao an-trano fonenany izy ny alahady 1 oktobra teo, vao mangirandratsy.

Efa manomboka misakafo ny tenany, hoy ireo namany, tonga namangy azy tao amin’ny hopitaly.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.