Pesta: Mbola manaraka fitsaboana ireo dokotera dimy aty Toamasina

  • lundi, 02 octobre 2017 13:28
  • Zakaria

Ny faran'ny herinandro teo izy ireo no tsaboina sy arahi-maso ara-pahasalamana ao amin'ny hopitalibe Toamasina.

Noho izy ireo nifampikasokasoka tamin'ireo mararin'ny pesta no nahazoan'ireto dokotera ireto ny aretina.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.