Oniversite Barikadimy: Miverina mitokona ny mpianatra

  • lundi, 02 octobre 2017 13:19
  • Zakaria
  • Tahirin-tsary Sobika

Tapitra anio ny 72ora nomen’ny mpianatra hamahana ny fitakian’izy ireo, hamoahana vatsimpianarana sy ny fipetrahana amin’ny trano fonenana.

Nafana ny fitokonan’ny mpianatra ny zoma lasa teo, niafara tamin’ny fandorana fiara 4X4 fitondran’ny filohan’ny oniversite.

Mitangorongorona hanohy fitokonana ireo mpianatra amin’izao. Efa miatrana eny an-toerana koa anefa ny Emmo-Reg.

 

Sary: Trano mbola tsy avela hipetrahana satria tsy misy jiro sy rano hoy ny mpitantana

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.